Namana/Amis/Friends

jeudi 29 décembre 2011

Ry Mpamonjiko tsara(Fihirana Advantista 91)

Cliquez ici pour voir d'autres chants de Ny feon'ny Faminaniana.

 (Il se peut que certains vers ne soient pas chantés)
1. Ry Mpamonjiko tsara,
zao no tiako hambara
O! meteza ianao
Ho Mpiaro ahy izao
O! manahy ny foko
Ory sy mitoloko
Noho ny ota natao
Ho tsaraina izao

2. Jeso Mpisolovava,
Ianao mahalala
Ndrisy meloka be
Mamindrà fo anie
Aoka ny ranao soa
Hanadio ahy koa
Ka ny ota natao
Hofafana izao

3. "Eny , ampy ny rako
Manatöna hosasako
Dieny azo atao,
Ry mpanota izao
O, avia ka minoa
Hofafako avokoa
Otanao marobe
Mitrkà, mijere"

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...

Suivi des nouveaux articles par mail