Namana/Amis/Friends

vendredi 17 février 2012

O! ny tananao Tompo tia(Fihirana 386, Imprimerie Adventiste)


Cliquez ici pour voir le liste des chants de Imprimerie Adventiste.
1. O! ny tananao Tompo tia
Tanana izay tena tia
No namonjy tamin'ny ota
Nanavotra ny fiainako

Ref:
Io tananao io no namonjena ahy
Fanasitranana ahy ianao
Tompo ô, Tompo ô
O! ny tananao
Ho avy hisintona ahy izao

2. Jeso Tompo ô, Jeso tia
Aoka re ny tananao
No hanosotra ahy hatrany
Mba hiderko ny anaranao

1 commentaire:

  1. Mahafinaritra be e, fa tsara indrindra raha mba téléchargable

    Mankasitraka

    RépondreSupprimer

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...