Namana/Amis/Friends

lundi 27 février 2012

Ampidino eto anio

Cliquez ici pour voir et télécharger gratuitement la partition en solfa de ce morceau.


1. Ampidino eto anio ny herinao Ray ô
Henoy ny vavakay avy ao am-po
Trotroinay Aminao Ka mba jereo
’Reto zanakao

Ref:
(1e)
Henoy ny vavakay, Ka valio izahay

Ka ambany elatrao, no hialofany
Raha sendra ny manjo
(2e)

N’aiza n’aiza aleha hiambin’azy Ianao
Satria fantatray fa tia azy Ianao
Ka ambany elatrao, no hialofany
Raha sendra ny ady sarotra

(3e, 4è )
Hinoanay fa hitarik’azy Ianao
N’aiza n’aiza aleha hiambin’azy Ianao
Satria fantatray fa tia azy Ianao
Ka ambany elatrao, no hialofany
Raha sendra ny manjo

2. Irinay koa ny fahasoavanao Ray ô
Tsy hisaraka aminy n'aiza aleha
Fa hamirapiratra ho hitany
F'eo anilany Ianao

3. Aza avela irery ireo Ray ô
Aza ilaozanao f'efa Anao
Ny asa ataony anie mba hombanao
Hiderany Anao

2 commentaires:

  1. Misaotra Anao Tompo ô noho ny famalianao mandrakariva ny hetahetam-ponay ! Voninahitra ho Anao irery !

    RépondreSupprimer

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...