Namana/Amis/Friends

jeudi 10 novembre 2011

Ry volana feno (Barijaona)


Ry volana feno sy manganohano
Mba fatratra lahy (2)
Fonosin'ny aizina nefa tsy rava
Ka tsy mba manahy (2)
Ampianaro ahy ny toetra mazava
Fa mamiko kosa (2)
Mamiratra mantsy lasa nibaliaka
Ka e nisariaka (2)

Ry volana feno fonenan'ny tsiahy
Iriako mba ho ahy (2)
Angotson'ny foko sy santa-pitia
Fanilon'ny dia (2)
Ampianaro ahy ny toetra mazava
Fa mamiko kosa (2)
Mamiratra mantsy lasa nibaliaka
Ka e niyuuusariaka (2)

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...