Namana/Amis/Friends

lundi 14 novembre 2011

Mihoby ny fanahiko 543(Hobio3)

Cliquez ici pour voir d'autres chants de Hobio3(Fihirana FFPM)

 (Il se peut que certains vers ne soient pas chantés)
P.P. Bliss

1. Mihoby ny fanahiko,
Fa voavonjy izao;
Ny ratran'ny Mpamonjiko,
No misy aim-baovao.

Fiv : Ny ran'i Jesosy,
No tena avotro,
Ka sambatra aho
Sy tretrika am-po.

2. Ny ratran'ny Mpamonjinao,
Ry foko, mba jereo.
Fa hanasitrana anao,
Ka ho fiainanao.
Ny ran'i Jesosy, sns...

3. Mba mibitaha re, ry fo,
Ny gadra tapaka :
Ny hajambana izay nanjo,
Izao dia afaka.
Ny ran'i Jesosy, sns...

Cliquez ici pour voir tous les paroles du cantique protestant malgache(fihirana FFPM)

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...