Namana/Amis/Friends

vendredi 11 novembre 2011

Krismasy tambatra 71 64 68 70 67 79(Hobio2)

Cliquez ici pour voir le liste des chants sur Hobio2(Fihirana FFPM)

 (Il se peut que certains vers ne soient pas chantés)
Mihainoa izao

Ho an'ny olona anie ny fiadanana

Entiny ny teny tsara
Ho ety an-tany izao
Voninahitra aman-dera,
Tompo no omena Anao (in-3)
Voninahitra aman-dera,
Tompo no omena Anao.

Injao! Mihira avokoa
Ny mponina ao an-danitra,
Ka iza re io Zaza soa?
Moa Zanak’ Andriamanitra?
Fiv : Io no Mpanjaka voatendry,
Sady mahery no hendry,
:,: Zanak’Andriamanitsika,
Koa hobio sy ifalio. :,:

He, arahaba,
Tonga aty an-tany
Ny Tompo, Mpamonjy sy
Mpanjaka koa,
Tenin’ny Rainy
Voatafy nofo,
Fiv : Avia hitsaoka Azy (in-3)
Izay Tomponao!

Sambasamba Zanahary
::,:Tamin’ny nampidinanao
Ny Zanakao malalanao
Mba hisolo ny helokay :,::


Cliquez ici pour voir tous les paroles du cantique protestant malgache(fihirana FFPM).

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...