Namana/Amis/Friends

vendredi 11 novembre 2011

He, ry mpanota ana sasatra 365(Hobio2)

Cliquez ici pour voir le liste des chants sur Hobio2(Fihirana FFPM)

(Il se peut que certains vers ne soient pas chantés)Sankey
1. He! Ry mpanota ana, sasatra,
Mitondra fahoriana lehibe;
Jeso, Mpanavotra olo-meloka,
No mahavonjy ny fanahinao,

Fiv : Matokia ny Mpamela helokao,
Aza kivy, tsy ho faty hianao,
:,:Matokia re:,:
Matokia, Jeso tsy handao anao.

2. Indro ny fitiavan-dehibe!
Ny ainy tsy nataony ho zavatra,
Hamonjy ny mpanota meloka,
Sy manana entana mavesatra:
Matokia, sns...

3. Mba mahareta, Jeso aminao,
Ny tanany mahery hiambina,
Aza malaky resin-tahotra,
Fa Izy tsy hiala aminao:
Matokia, sns...

Cliquez ici pour voir tous les paroles du cantique protestant malgache(fihirana FFPM)

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...

Suivi des nouveaux articles par mail