Namana/Amis/Friends

jeudi 29 décembre 2011

Fihirana Advantista (Ny Feon'ny Faminaniana)

Sabotsy hariva tamin'ny RTM(Radio Televiziona Malagasy) izay nanambatra ny RNM(Radio Nasionaly Malagasy) sy ny TVM(Televiziona Malagasy) ankehitriny, no nahenoana ireto fideran'ny "Feon'ny Faminaniana" izay namelombelona ny fanahy sy namesovetso ny sofina, zary lasa fahatsiarovana mamin'ny fahazazana.
Festin de l'esprit et souvenir d'enfance: "Ny Feon'ny Faminaniana" diffusé tous les samedis soirs sur RTM (Radio Televiziona Malagasy), la seule station radiophonique et audiovisuelle malgache des annes 80.



Ecouter la version audio et voir la parole de:

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...

Suivi des nouveaux articles par mail